Efratita
(Efratìta).
1. Mponina tany Betlehema na Efrata.—Rt 1:2; 1Sa 17:12.
2. Olona avy amin’ny fokon’i Efraima (Mpts 12:5; 1Mp 11:26) na mponina tany Efraima, raha ny hevitr’ilay teny hebreo nadika hoe Efratita no jerena. Mponina tany Efraima, ohatra, ilay ao amin’ny tetirazan’i Elkana Levita. (1Sa 1:1) “Efrateana” kosa no nandikana an’ilay teny hebreo ao amin’ny roa amin’ireo andininy ireo, ao amin’ny Fandikan-teny Katolika.