Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Elada

Elada

(Elàda).

1. [Andriamanitra no Nijoro ho Vavolombelona]. Azo inoana fa ilay zanakalahin’i Efraima novonoin’ireo lehilahy tao Gata. Novonoin’izy ireo niaraka tamin’i Elada koa i Ezera rahalahiny, “satria nidina hangalatra ny biby fiompiny izy ireo.”​—1Ta 7:21; jereo EFRAIMA No. 1.

2. [Andriamanitra dia Nihaingo]. Taranak’i Efraima.​—1Ta 7:20.