Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Elela

Elela

(Elèla) [mety hidika hoe Nampamirapiratra [Hazavana] Izy; na Nidera Izy].

Piratonita, nonina tany Piratona, tanàna tany Efraima. Zanakalahin’i Elela i Abdona, izay nitsara ny Israely nandritra ny valo taona.​—Mpts 12:13-15.