Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Eliada

Eliada

(Eliàda) [Andriamanitra dia Nahalala].

1. Zanakalahin’i Davida teraka tany Jerosalema. (2Sa 5:13-16; 1Ta 3:5-8) Miantso azy hoe Beliada ny 1 Tantara 14:7.

2. Rain’i Rezona mpanohitra an’i Solomona.​—1Mp 11:23.

3. Manamboninahitra benjamita, nifehy miaramila 200 000 mpitondra tsipìka tamin’ny andro nanjakan’i Josafata.​—2Ta 17:12, 17.