Eliama
(Eliàma) [Andriamanitry ny Vahoaka].
1. Rain’i Batseba. (2Sa 11:3) Antsoina hoe Amiela izy ao amin’ny 1 Tantara 3:5.
2. Iray amin’ireo lehilahy maherin’i Davida, ary zanak’i Ahitofela. (2Sa 23:34) Mety ho izy ihany ilay Eliama No. 1 etsy ambony. Raha izany no izy, dia zafikelin’i Ahitofela i Batseba.