Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Eliata

Eliata

(Eliàta) [Ny Andriamanitro dia Tonga].

Zanakalahin’i Hemana. Voatendry tamin’ny antsapaka ho mpitendry zavamaneno tao an-tranon’i Jehovah izy, tao amin’ny antoko-mpanompo faha-20, tamin’ny fotoana nanjakan’i Davida.​—1Ta 25:1, 4-6, 9, 27.