Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Elidada

Elidada

(Elidàda) [Ny Andriamanitro dia Nitia].

Mpiadidy teo amin’ny fokon’i Benjamina sady zanakalahin’i Kislona. Nasain’i Jehovah notendrena hizara ny Tany Nampanantenaina tamin’ny Israelita izy.​—No 34:17, 18, 21, 29.