Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Elozay

Elozay

(Elòzay) [Andriamanitra no Tanjako].

Iray amin’ireo lehilahy mahery benjamita izay sady kavanana no kavia. Niandany tamin’i Davida izy ka nankany aminy tany Ziklaga, tamin’i Davida mbola tsy afaka nivezivezy noho ny amin’i Saoly.​—1Ta 12:1-5.