Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

En-tapoa

En-tapoa

(En-tapoà) [Loharanon’ny (Hazo) Paoma].

Loharano teo akaikin’ny tanànan’i Tapoa, namaritra ny sisin-tany nanasaraka ny lovan’ny fokon’i Manase sy Efraima. (Js 17:7) Mety ho En-tapoa koa no niantsoana ny tanànan’i Tapoa. (Js 17:8) Misy milaza an’i En-Tapoa ho loharano iray any akaikin’ny tanànan’i Yasofa, any atsimon’i Tell Sheikh Abou Zarad, toerana heverina fa nisy an’i Tapoa.