Enama
(Enàma) [misy ifandraisany amin’ny hoe ʽayin, izay midika hoe “loharano”].
Tanàna tany Sefela any Joda. (Js 15:33, 34) Tsy tena fantatra ny toerana nisy an’i Enama, nefa misy mpahay jeografia mihevitra azy io ho ilay Enaima resahin’ny Genesisy 38:14, 21.