Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Eodia

Eodia

(Eodìa) [Lalana Tsara; Miroborobo].

Vehivavy teo anivon’ny fiangonana kristianina tany Filipy. Niara-niasa mafy tamin’ny apostoly Paoly sy ny Kristianina hafa izy, “teo amin’ny fitoriana ny vaovao tsara.” Toa tsy voalamin’i Eodia ny olana nisy teo aminy sy Syntyke. Nanarin’i Paoly àry ireo vehivavy kristianina roa ireo “mba hiray saina ao amin’ny Tompo.”​—Fi 4:2, 3.