Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Esana

Esana

[mety hidika hoe Ilay Miankina [Amin’ny]].

Tanàna tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Joda. (Js 15:20, 48, 52) Tsy tena fantatra ny toerana nisy azy io. Miantso azy io hoe “Soma” anefa ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo (st Vaticanus 1209), ka izany no niheveran’ny manam-pahaizana sasany azy io ho i Kirbet Samʽa (Horvat ʼesh-Shamʽah), tokotokony ho 15 km any atsimo atsimoandrefan’i Jerosalema.