Esbana HANDEFA Esbana (Esbàna). Iray amin’ireo zanakalahin’i Disona Lehibem-poko, ary ny anarany no voatonona faharoa. Taranak’i Seira Horita izy. Ny Horita no nonina tany Seira talohan’ny nandroahan’ny taranak’i Esao azy sy nandringanany azy.—Ge 36:20, 26; 1Ta 1:38, 41; De 2:12. Hanao Pirinty Hizara Hizara Esbana Fandalinana ny Soratra Masina Esbana Malagasy Esbana https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 471