Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ezrahita

Ezrahita

(Ezrahìta) [Teratany].

Teny ilazana an’i Etana (1Mp 4:31; Sl 89:t.m.) sy Hemana (Sl 88:t.m.). Samy nalaza noho ny fahendreny i Etana sy Hemana, izay lazain’ny 1 Tantara 2:3-6 fa taranak’i Joda avy tamin’i Zera. Toa anarana hafa iantsoana ny “Zerita” àry ny hoe “Ezrahita.” (No 26:20) Adikan’ny Targoman’i Jonatana hoe “zanakalahin’i Zera” ny hoe “Ezrahita.”