Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fanoela

Fanoela

(Fanoèla) [avy amin’ilay anarana heb. hoe “Penoela”, ary midika hoe “Endrik’Andriamanitra”].

Taranak’i Asera ary nanana zanakavavy atao hoe Ana, izay mpaminanivavy. Tao amin’ny tempolin’i Jerosalema i Ana, tamin’ny fotoana nitondran’i Josefa sy Maria an’i Jesosy tao.​—Lk 2:36.