Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

FANAZAVANA MAHALIANA

Faritanin’ireo Fokon’ny Israely

Faritanin’ireo Fokon’ny Israely

I Jehovah no namaritra ny sisin-tanin’ny Tany Nampanantenaina. Izy koa no nanome toromarika tamin’ny fizarana an’ilay tany tamin’ireo fokon’ny Israely. Voafaritra tsara ny anjaran-tany nomena ny fianakaviana, ary tsy tokony homena olon-kafa fa hodimbiasan’ny taranaka any aoriana. Hita amin’izany fa manan-jo hizara ny tany amin’ny olombelona i Jehovah noho izy Mpanjakan’izao Rehetra Izao, ary hataony izany mba hahatanteraka ny fikasany. ​—Sl 24:1.

SARITANY: Faritanin’ireo Fokon’ny Israely