Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fatana

Fatana

Fitaovana fanafanana miendrika lapoaly. Misy tongony sy fametrahana vainafo na saribao izy io. Avy amin’ny teny ejipsianina ny teny hebreo nadika hoe “fatana” (ʼah). Toa ny Ejipsianina àry no namorona ny fatana.

Toa naleon’ny mpanankarena nampiasa fatana tao an-trano, toy izay nandavaka ny gorodona mba hasiana afo. Nanana fatana metaly angamba i Joiakima Mpanjaka, tao amin’ny trano fonenany rehefa ririnina.​—Je 36:22, 23.