Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fileto

Fileto

(Filèto) [Malala; Mendrika Hotiavina].

Kristianina nivadi-pinoana tamin’ny taonjato voalohany. Nilaza i Paoly fa nampianatra zavatra diso momba ny fitsanganana amin’ny maty i Fileto sy Hymeneo, ka nandrava finoana.​—2Ti 2:17, 18.