Gadiela
(Gadièla) [Vintana Tsara An’Andriamanitra [avy Amin’Andriamanitra]].
Zanakalahin’i Sody avy amin’ny fokon’i Zebolona. Anisan’ireo mpiadidy 12 nirahin’i Mosesy avy tany an-tany efitr’i Parana izy, mba hijery taratra ny tany Kanana.—No 13:2, 3, 10.