Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Gady

Gady

(Gàdy).

1. [mety ho avy amin’ny fototeny midika hoe “tsara vintana”]. Zanakalahin’i Sosy avy amin’ny fokon’i Manase. Anisan’ireo mpiadidy 12 nirahin’i Mosesy avy tany an-tany efitr’i Parana izy, mba hijery taratra ny tany Kanana.​—No 13:2, 3, 11.

2. [avy amin’ny fototeny midika hoe “tsara vintana”]. Rain’i Menahema mpanjakan’ny Israely.​—2Mp 15:14, 17.