Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Gamola

Gamola

(Gamòla) [mety hidika hoe Ilay Nosarahi-nono (na Ilay Nahazo ny Sahaza Azy)].

Mpisorona taranak’i Arona. Voafidy tamin’ny antsapaka izy mba ho lehiben’ny antoko-mpisorona faha-22 izay nanompo tao amin’ny toerana masina, tamin’ny andron’i Davida.​—1Ta 24:1-3, 5, 17.