Gareba
(Garèba) [Feno Takopery].
1. Iray tamin’ireo lehilahy maherin’i Davida. Jitrita anisan’ny fokon’i Joda izy.—2Sa 23:8, 38; 1Ta 2:4, 5, 18, 19, 50, 53; 11:26, 40.
2. Havoana voaresaka ao amin’ny faminanian’i Jeremia (31:39) momba ny hanorenana indray an’i Jerosalema, ka azo inoana fa tao Gareba no farany andrefan’ilay tanàna. Tsy fantatra ny tena toerana nisy an’i Gareba.