Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Gasa

Gasa

(Gàsa) [mety hidika hoe Mihozongozona; Voahozongozona].

Havoana tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, tany atsimon’i Timnata-heresa (na Timnata-sera). (Js 24:30; Mpts 2:9) Mety ho hantsana tany akaikin’io havoana io ilay antsoin’ny 2 Samoela 23:30 sy 1 Tantara 11:32 hoe lohasaha falehan-driakan’i Gasa.