Tianao ve ny hamaky an'ity lahatsoratra ity amin'ny teny %%?
Gebera
Gebera
(Gebèra) [Vatan-dehilahy].
Iray tamin’ireo lehibem-paritra 12 notendren’i Solomona hamatsy sakafo ny mpanjaka sy ny tao an-dapany iray volana isan-taona. Voalaza fa zanakalahin’i Ory i Gebera, ary toa anisan’ny lehibem-paritra koa ny zanany lahy.—1Mp 4:7, 13, 19.