Gemaly HANDEFA Gemaly (Gemàly) [mety hidika hoe Nosarahi-nono (na Nahazo ny Sahaza Azy); na Tompon-drameva]. Lehilahy avy amin’ny fokon’i Dana. I Amiela zanany lahy no solontenan’ny fokony mba hijery taratra ny tany Kanana.—No 13:12, 16. Hanao Pirinty Hizara Hizara Gemaly Fandalinana ny Soratra Masina Gemaly Malagasy Gemaly https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 1010