Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Gera, I

Gera, I

(Gèra) [mety hidika hoe Vahiny Monina].

1. Zanakalahin’i Bela lahimatoan’i Benjamina. (1Ta 8:1, 3) Toa manondro zafikely koa ilay teny hoe ‘zanaka’ ao amin’ny Genesisy 46:21, izay ahitana ny anaran’i Gera.

2. Taranak’i Bela Benjamita koa. Mety ho izy ihany ilay Gera resahin’ny 1 Tantara 8:7.​—1Ta 8:5.

3. Rain’i Ehoda Mpitsara taranak’i Benjamina.​—Mpts 3:15.

4. Rain’i Simey Benjamita. Tsy iza io Simey io fa ilay nanozona an’i Davida.​—2Sa 16:5; 19:16, 18; 1Mp 2:8.