Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Gesorita

Gesorita

(Gesorìta) [An’i Gesora].

1. Mponin’i Gesora, izay faritra tany atsinanan’i Jordana.​—De 3:14; Js 12:4, 5; 13:11, 13.

2. Mponina tany amin’ny faritra atsimon’i Palestina, tany akaikin’i Filistia. (Js 13:2) Nanafika an’ireo Gesorita sy ny firenena hafa tany amin’iny faritra iny i Davida, tamin’izy nataon’i Saoly fahavalom-pirenena.​—1Sa 27:7-11.