Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Gidoma

Gidoma

(Gidôma) [Fanapahana; Fandringanana].

Toerana resahin’ny Mpitsara 20:45. Noho ny fametavetana nahatsiravina nataon’ireo Benjamita, dia tonga nanenjika azy ireo hatrany Gidoma ireo foko hafa teo amin’ny Israely. Tsy fantatra ny tena toerana nisy azy io.