Gilo
(Gìlo).
Tanàna tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Joda (Js 15:48, 51), izay niavian’i “Ahitofela Gilonita” ilay namadika an’i Davida. (2Sa 15:12; 23:34) Tsy fantatra ny tena toerana nisy azy io. Misy anefa mpahay jeografia mihevitra azy io ho i Kirbet Jala, tokony ho 10 km any avaratra avaratrandrefan’i Hebrona.