Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Gimzo

Gimzo

(Gimzò). Tanàna tany Joda.

Lasan’ny Filistinina izy io sy ireo tanàna niankina taminy, tamin’ny andro nanjakan’i Ahaza. (2Ta 28:18, 19) Maro no milaza an’io Gimzo fahiny io ho ilay Gimzu ankehitriny, izay tanàna kely tokotokony ho 23 km any atsimoatsinanan’i Tel Aviv-Yafo.