Ginata
(Ginàta).
Rain’ilay Tibny, izay te hahazo ny fitondrana teo anivon’ireo foko folon’ny Israely. Resin’i Omry anefa izy, ka azon’i Omry ny fanjakana.—1Mp 16:21, 22.