Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ginetoy

Ginetoy

(Ginetòy).

Anisan’ny filohan’ny mpisorona niaraka tamin’i Zerobabela avy tany Babylona, tamin’ny 537 T.K. (Ne 12:1, 4, 7) Mety ho izy ihany ilay Ginetona resahin’ny Nehemia 12:16.