Gony, I
(Gòny).
1. Iray amin’ireo zanakalahin’i Naftaly, ary ny anarany no voatonona faharoa. Anisan’ny ankohonan’i Jakoba tany Ejipta izy. (Ge 46:24, 26; 1Ta 7:13) Izy no razamben’ny fianakavian’ny Gonita teo amin’ny fokon’i Naftaly.—No 26:48.
2. Razamben’ny Gadita iray nitana toerana ambony.—1Ta 5:11, 15.