Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hadasa

Hadasa

(Hadàsa).

1. [Mirta]. Zanaky ny rahalahin-drain’i Mordekay. Lasa vadin’ny mpanjaka solon’i Vasty izy, ary fantatra kokoa amin’ny anarany persianina hoe Estera.​—Es 2:7; jereo ESTERA.

2. [Vaovao]. Tanàna jodianina tany Sefela. (Js 15:33, 37) Tsy fantatra ny tena toerana nisy azy.