Hagy HANDEFA Hagy (Hàgy) [[Teraka] Andro Fety]. Iray amin’ireo zanakalahin’i Gada, ary ny anarany no voatonona faharoa. Zafikelin’i Jakoba izy sady lohan’ny fianakaviamben’ny Hagita.—Ge 46:8, 16; No 26:4, 15. Hanao Pirinty Hizara Hizara Hagy Fandalinana ny Soratra Masina Hagy Malagasy Hagy https://assetsnffrgf-a.akamaihd.net/assets/ct/d8f8c0370e/images/syn_placeholder_sqr.png it p. 1061