Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hakalia

Hakalia

(Hakalìa) [mety hidika hoe Miandrasa An’i Jah; Manantenà Foana An’i Jah].

Rain’i Nehemia Governora.​—Ne 1:1; 10:1.