Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hakatana

Hakatana

(Hakatàna) [Ilay Kely].

Rain’i Johanana anisan’ny fianakaviamben’i Azgada. Nisy 110 lahy niaraka tamin’i Johanana niala tany Babylona niaraka tamin’i Ezra.​—Ezr 8:1, 12.