Tianao ve ny hamaky an'ity lahatsoratra ity amin'ny teny %%?
Halola
Halola
(Halòla).
Tanàna tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Joda. (Js 15:20, 48, 58) Misy tanàna kely iray sy havoana mora tazana antsoina hoe Halola ankehitriny, tokotokony ho 6 km any avaratr’i Hebrona.