Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hamora

Hamora

(Hamôra) [Ampondra].

Mpiadidy teo amin’ny Hivita sady rain’i Sekema. Tamin’ny zanakalahin’i Hamora i Jakoba no nividy sombin-tany. Nanangana ny tranolainy teo i Jakoba, ary nanorina alitara teo tatỳ aoriana. Novonoin’i Simeona sy Levy anadahin’i Dina zanakavavin’i Jakoba i Sekema sy Hamora rainy, ho valin’ny nametavetan’i Sekema an’i Dina.​—Ge 33:18-20; 34:1, 2, 25, 26.