Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hanoka

Hanoka

(Hanòka) [Ilay Nampiofanina; Notokanana [izany hoe voatokana, nanomboka nampiasaina]].

1. Zanakalahin’i Midianina. Zanakalahin’i Abrahama tamin’i Ketora i Midianina, ary ny anarany no voatonona fahefatra.​—Ge 25:1, 2, 4; 1Ta 1:33.

2. Zanakalahin’i Robena lahimatoan’i Jakoba. I Hanoka no razamben’ireo Hanokita.​—Ge 46:8, 9; Ek 6:14; No 26:4, 5; 1Ta 5:3.