Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Harada

Harada

(Haràda) [mety hidika hoe Fangovitana].

Toerana nitobian’ny Israelita teny an-dalana ho any Kanana. (No 33:24, 25) Tsy tena fantatra ny toerana nisy azy io.