Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Harasa

Harasa

(Haràsa).

Raiben’i Saloma vadin’i Holda mpaminanivavy. (2Mp 22:14) Hasra no iantsoan’ny 2 Tantara 34:22 azy, ao amin’ny soratra nataon’ny Masoreta.