Haroza
(Haròza) [mety hidika hoe Volamena; na Mazoto].
Lehilahy avy any Jotba. Raiben’i Amona mpanjakan’ny Joda izy, sady rain’i Mesolemeta vadin’i Manase Mpanjaka.—2Mp 21:19, 20.