Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hasbadana

Hasbadana

(Hasbadàna).

Anisan’ireo fito lahy (mety ho Levita) nijoro teo ankavian’i Ezra, tamin’izy namaky ny boky misy ny Lalàna tamin’ny fiangonan’Israely teo an-tany malalaka, akaikin’ny Vavahadin-drano tao Jerosalema.​—Ne 8:1-4.