Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Haseda

Haseda

(Hasèda) [fanafohezana ny hoe Hasadia, izay midika hoe “Hatsaram-panahy Feno Fitiavana Asehon’i Jah; Hatsaram-panahy Feno Fitiavana i Jah”].

Israelita rain’ny iray tamin’ireo lehibem-paritra 12, izay notendren’i Solomona hamatsy sakafo ny mpanjaka sy ny tao an-dapany, iray volana isan-taona.​—1Mp 4:7, 10.