Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hasema

Hasema

(Hasèma).

Anisan’ny lehilahy maherin’i Davida ireo “zanak’i Hasema Gizonita.” (1Ta 11:26, 34) Lazaina hoe “zanak’i Jasena” kosa izy ireo any amin’ny andininy hafa mitanisa ny anaran’ireo lehilahy maherin’i Davida.​—2Sa 23:32.