Hatifa
(Hatìfa) [Nentina An-keriny].
Razamben’ny fianakaviana iray anisan’ny Netinima (mpanompo tao amin’ny tempoly ny Netinima). Nisy tamin’ny taranany niaraka tamin’i Zerobabela avy tany Babylona, tamin’ny 537 T.K.—Ezr 2:1, 2, 43, 54; Ne 7:56.