Hazera-hatikona
(Hazèra-hatikòna).
Toerana voalaza ao amin’ny fahitan’i Ezekiela. Teo amin’ny sisin-tanin’ny Israely sady teny “akaikin’ny sisin-tanin’i Haorana” no nisy azy. (Ezk 47:13, 16) Tsy misy toerana fantatra amin’io anarana io anefa. Misy mihevitra àry fa nanao diso ny mpanao dika soratra fa tokony ho “Hazara-enana” no eo.—Ezk 47:16, 17; jereo HAZARA-ENANA.