Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Haziela

Haziela

(Hazièla) [Nijery Andriamanitra].

Zanakalahin’i Simey, sady Levita taranak’i Gersona. Velona tamin’ny andron’i Davida izy.​—1Ta 23:6-9.