Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hazo Misy Ditiny

Hazo Misy Ditiny

[Heb.: gôfer].

Hazo nanaovan’i Noa ny sambofiara, saingy tsy tena fantatra hoe inona izy io. (Ge 6:14) “Gofera” fotsiny no ao amin’ny Fandikan-teny Protestanta. Mety ho karazana hazo misy ditiny, hono, izy io, satria mitovitovy ny hoe gôfer (heb.) sy kôfer (heb.; “godorao”). Siprey izy io, hoy ny manam-pahaizana, satria mateza be sy tsy mora lo.​—Jereo SIPREY.